plt_tn/rev/19/05.md

16 lines
594 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nisy feo nivoaka avy tao amin'ny seza fiandrianana
Eto Jaona dia miresaka ny "feo" toy ny hoe olona iray. DH: "olona iray niteny avy eo amin'ny seza fiandrianana"
# Derao Andriamanitsika
Eto ny hoe: "-tsika" dia maneho an'ilay miteny sy ny mpanompon'Andriamanitra rehetra.
# ianareo izay matahotra Azy
Eto ny hoe: "matahotra" dia tsy midika hoe matahotra an'Andriamanitra, fa manome voninahitra Azy. DH: "ianareo rehetra izay manome voninahitra Azy"
# na ny tsy manan-danja na ny mahery
Ilay mpiteny dia mampiasa an'ireo teny ireo miaraka mba hidika hoe ny olon'Andriamanitra rehetra.