plt_tn/rev/19/03.md

645 B

Niteny fanindroany izy ireo

Eto ny hoe: "izy ireo" dia maneho ny vahoaka any an-danitra.

Aleloia

Io teny io dia midika hoe: "Midera an'Andriamanitra" na "Ndeha isika hidera an'Andriamanitra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:1.

Ny setroka dia miakatra avy aminy

Afaka ampidirana eo ny teny tsy ampy. DH: "setroky ny afo izay nandoro io tanàna io dia hiakatra"

avy aminy mandrakizay doria

"avy amin'ny mpanompo sampy mandrakizay doria" na "avy amin'ireo izay nivarotra ny tenan'izy ireo ka hijaly mandrakizay"

avy aminy

Eto ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Babilona.

Ireo loholona efatra amby roapolo

"loholona 24."