plt_tn/rev/19/03.md

24 lines
645 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niteny fanindroany izy ireo
Eto ny hoe: "izy ireo" dia maneho ny vahoaka any an-danitra.
# Aleloia
Io teny io dia midika hoe: "Midera an'Andriamanitra" na "Ndeha isika hidera an'Andriamanitra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:1.
# Ny setroka dia miakatra avy aminy
Afaka ampidirana eo ny teny tsy ampy. DH: "setroky ny afo izay nandoro io tanàna io dia hiakatra"
# avy aminy mandrakizay doria
"avy amin'ny mpanompo sampy mandrakizay doria" na "avy amin'ireo izay nivarotra ny tenan'izy ireo ka hijaly mandrakizay"
# avy aminy
Eto ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Babilona.
# Ireo loholona efatra amby roapolo
"loholona 24."