# Niteny fanindroany izy ireo Eto ny hoe: "izy ireo" dia maneho ny vahoaka any an-danitra. # Aleloia Io teny io dia midika hoe: "Midera an'Andriamanitra" na "Ndeha isika hidera an'Andriamanitra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 19:1. # Ny setroka dia miakatra avy aminy Afaka ampidirana eo ny teny tsy ampy. DH: "setroky ny afo izay nandoro io tanĂ na io dia hiakatra" # avy aminy mandrakizay doria "avy amin'ny mpanompo sampy mandrakizay doria" na "avy amin'ireo izay nivarotra ny tenan'izy ireo ka hijaly mandrakizay" # avy aminy Eto ny hoe: "-ny" dia maneho an'i Babilona. # Ireo loholona efatra amby roapolo "loholona 24."