plt_tn/rev/18/18.md

593 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'ireto andininy ireto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo tantsambo, ary ny hoe: "-ny" dia maneho ny tanànan'i Babilona.

Tanàna inona no toy ny tanàna lehibe

Io fanontaniana io dia maneho ny lanjan'ny tanànan'i Babilona amin'ny olona. DH: "tsy misy tanàna hafa mitovy amin'ilay tanàna lehibe, dia i Babilona"

Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo taminy

Ny anarana hoe: "fitsarana" dia azo atao hoe: "mitsara." DH: "Andriamanitra dia nitsara azy ho anareo" na "Andriamanitra dia nitsara azy nohon'ny zavatra ratsy nataony anareo"