plt_tn/rev/18/18.md

12 lines
593 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Amin'ireto andininy ireto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo tantsambo, ary ny hoe: "-ny" dia maneho ny tanànan'i Babilona.
# Tanàna inona no toy ny tanàna lehibe
Io fanontaniana io dia maneho ny lanjan'ny tanànan'i Babilona amin'ny olona. DH: "tsy misy tanàna hafa mitovy amin'ilay tanàna lehibe, dia i Babilona"
# Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo taminy
Ny anarana hoe: "fitsarana" dia azo atao hoe: "mitsara." DH: "Andriamanitra dia nitsara azy ho anareo" na "Andriamanitra dia nitsara azy nohon'ny zavatra ratsy nataony anareo"