# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Amin'ireto andininy ireto ny teny hoe: "izy ireo" dia maneho ireo tantsambo, ary ny hoe: "-ny" dia maneho ny tanànan'i Babilona. # Tanàna inona no toy ny tanàna lehibe Io fanontaniana io dia maneho ny lanjan'ny tanànan'i Babilona amin'ny olona. DH: "tsy misy tanàna hafa mitovy amin'ilay tanàna lehibe, dia i Babilona" # Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo taminy Ny anarana hoe: "fitsarana" dia azo atao hoe: "mitsara." DH: "Andriamanitra dia nitsara azy ho anareo" na "Andriamanitra dia nitsara azy nohon'ny zavatra ratsy nataony anareo"