plt_tn/rev/18/07.md

643 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miteny momba an'i Babilona toy ny hoe vehivavy iray ilay feo iray avy any an-danitra.

nanome voninahitra ny tenany

"ny olon'ny Babilona nanome voninahitra ny tenan'izy ireo"

Nipetraka toy ny mpanjaka vavy aho

Nanambara ny tenany ho mpanjaka izy, izay manana ny fahefany manokana.

Tsy maty vady aho

Izy dia manambara fa tsy hiankin-doha amin'ny olona hafa.

ho avy amin'ny andro iray ireo areti-mandringany

Ny ho avy dia resahina toy ny hoe fahatongavana.

Hodoran'ny afo izy

Ny main'ny afo dia resahina toy ny hoe lanin'ny afo. Afaka atao hoe: "Handoro azy tanteraka ny afo"