plt_tn/rev/18/07.md

24 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mbola manohy miteny momba an'i Babilona toy ny hoe vehivavy iray ilay feo iray avy any an-danitra.
# nanome voninahitra ny tenany
"ny olon'ny Babilona nanome voninahitra ny tenan'izy ireo"
# Nipetraka toy ny mpanjaka vavy aho
Nanambara ny tenany ho mpanjaka izy, izay manana ny fahefany manokana.
# Tsy maty vady aho
Izy dia manambara fa tsy hiankin-doha amin'ny olona hafa.
# ho avy amin'ny andro iray ireo areti-mandringany
Ny ho avy dia resahina toy ny hoe fahatongavana.
# Hodoran'ny afo izy
Ny main'ny afo dia resahina toy ny hoe lanin'ny afo. Afaka atao hoe: "Handoro azy tanteraka ny afo"