# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola manohy miteny momba an'i Babilona toy ny hoe vehivavy iray ilay feo iray avy any an-danitra. # nanome voninahitra ny tenany "ny olon'ny Babilona nanome voninahitra ny tenan'izy ireo" # Nipetraka toy ny mpanjaka vavy aho Nanambara ny tenany ho mpanjaka izy, izay manana ny fahefany manokana. # Tsy maty vady aho Izy dia manambara fa tsy hiankin-doha amin'ny olona hafa. # ho avy amin'ny andro iray ireo areti-mandringany Ny ho avy dia resahina toy ny hoe fahatongavana. # Hodoran'ny afo izy Ny main'ny afo dia resahina toy ny hoe lanin'ny afo. Afaka atao hoe: "Handoro azy tanteraka ny afo"