plt_tn/rev/17/08.md

816 B

ny lavaka tsy hita noanoa

Lavaka lalina sy tery. Ireo mety ho dikany 1) ny lava-drano dia tsy misy fiafarana; fa miha-midina lalina mandrakizay na 2) lalina tokoa ny lava-drano toy ny hoe tsy misy fiafarana izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 9:10.

Avy eo dia hankany amin'ny fahasimbana izany

Ny anarana hoe: "fahasimbana" dia afaka atao matoanteny. DH: "Avy eo dia ho simba izany" na "Avy eo Andriamanitra dia hanimba izany"

hankany amin'ny fahasimbana izany

Ny fahatokisana amin'izay hitranga any aoriana any dia resahina toy ny hoe ilay bibi-dia dia hankany amin'izany.

ireo izay tsy voasoratra ny anarany

Afaka atao hoe: "ireo izay tsy voasoratr'Andriamanitra ny anaran'izy ireo"

hatramin'ny namoronana an'izao tontolo izao

"talohan'ny namoronan'Andriamanitra an'izao tontolo izao"