plt_tn/rev/17/08.md

20 lines
816 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny lavaka tsy hita noanoa
Lavaka lalina sy tery. Ireo mety ho dikany 1) ny lava-drano dia tsy misy fiafarana; fa miha-midina lalina mandrakizay na 2) lalina tokoa ny lava-drano toy ny hoe tsy misy fiafarana izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 9:10.
# Avy eo dia hankany amin'ny fahasimbana izany
Ny anarana hoe: "fahasimbana" dia afaka atao matoanteny. DH: "Avy eo dia ho simba izany" na "Avy eo Andriamanitra dia hanimba izany"
# hankany amin'ny fahasimbana izany
Ny fahatokisana amin'izay hitranga any aoriana any dia resahina toy ny hoe ilay bibi-dia dia hankany amin'izany.
# ireo izay tsy voasoratra ny anarany
Afaka atao hoe: "ireo izay tsy voasoratr'Andriamanitra ny anaran'izy ireo"
# hatramin'ny namoronana an'izao tontolo izao
"talohan'ny namoronan'Andriamanitra an'izao tontolo izao"