plt_tn/rev/15/02.md

812 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Eto Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny olona izay nandresy ny bibi-dia sy izay nidera an'Andriamanitra.

ranomasina fitaratra

Afaka atao mazava tsara hoe: 1) ny ranomasina dia resahina toy ny hoe fitaratra. DH: "ranomasina izay malama tahaka ny fitaratra" na 2) ny fitaratra dia resahina toy ny hoe ranomasina. DH: "fitaratra izay midadasika tahaka ny ranomasina"

ireo izay nandresy an'ilay bibi-dia sy ny sariny

Afaka atao hoe: ireo izay nandresy an'ilay bibi-dia sy ny sariny tamin'ny alalan'ny tsy fanompoana azy ireo"

sy ny isa maneho ny anarany

Afaka atao hoe: "sy ny isa maneho ny anarany tamin'ny alalan'ny tsy fanaovana marika amin'io nomerao io"

sy ny isa maneho ny anarany

Izany dia maneho ny isa izay voafaritra ao amin'ny 13:18.