plt_tn/rev/15/02.md

20 lines
812 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny olona izay nandresy ny bibi-dia sy izay nidera an'Andriamanitra.
# ranomasina fitaratra
Afaka atao mazava tsara hoe: 1) ny ranomasina dia resahina toy ny hoe fitaratra. DH: "ranomasina izay malama tahaka ny fitaratra" na 2) ny fitaratra dia resahina toy ny hoe ranomasina. DH: "fitaratra izay midadasika tahaka ny ranomasina"
# ireo izay nandresy an'ilay bibi-dia sy ny sariny
Afaka atao hoe: ireo izay nandresy an'ilay bibi-dia sy ny sariny tamin'ny alalan'ny tsy fanompoana azy ireo"
# sy ny isa maneho ny anarany
Afaka atao hoe: "sy ny isa maneho ny anarany tamin'ny alalan'ny tsy fanaovana marika amin'io nomerao io"
# sy ny isa maneho ny anarany
Izany dia maneho ny isa izay voafaritra ao amin'ny 13:18.