# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Eto Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny olona izay nandresy ny bibi-dia sy izay nidera an'Andriamanitra. # ranomasina fitaratra Afaka atao mazava tsara hoe: 1) ny ranomasina dia resahina toy ny hoe fitaratra. DH: "ranomasina izay malama tahaka ny fitaratra" na 2) ny fitaratra dia resahina toy ny hoe ranomasina. DH: "fitaratra izay midadasika tahaka ny ranomasina" # ireo izay nandresy an'ilay bibi-dia sy ny sariny Afaka atao hoe: ireo izay nandresy an'ilay bibi-dia sy ny sariny tamin'ny alalan'ny tsy fanompoana azy ireo" # sy ny isa maneho ny anarany Afaka atao hoe: "sy ny isa maneho ny anarany tamin'ny alalan'ny tsy fanaovana marika amin'io nomerao io" # sy ny isa maneho ny anarany Izany dia maneho ny isa izay voafaritra ao amin'ny 13:18.