plt_tn/rev/14/11.md

20 lines
649 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ilay anjely fahatelo dia manohy miteny.
# Ny setroka avy amin'ny fijalian'izy ireo
Ny teny hoe: "ny fijalian'izy ireo" dia maneho ny afo izay mampijaly azy ireo. DH: "Ny setroka avy amin'ny afo izay mampijaly azy ireo"
# tsy manam-pitsaharana ... izy ireo
"tsy nanana fitoniana izy ireo" na "tsy nijanona ny fijaliana"
# andro sy alina
Ampiasaina mba hanehoana ny iray andro manontolo. DH: "isan'andro isan'andro"
# Ity dia antso ho an'ny faharetana maharitr'ireo izay masina
"Ireo izay masina dia tsy maintsy miharitra am-paharetana ary mila manam-pinoana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:9.