# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ilay anjely fahatelo dia manohy miteny. # Ny setroka avy amin'ny fijalian'izy ireo Ny teny hoe: "ny fijalian'izy ireo" dia maneho ny afo izay mampijaly azy ireo. DH: "Ny setroka avy amin'ny afo izay mampijaly azy ireo" # tsy manam-pitsaharana ... izy ireo "tsy nanana fitoniana izy ireo" na "tsy nijanona ny fijaliana" # andro sy alina Ampiasaina mba hanehoana ny iray andro manontolo. DH: "isan'andro isan'andro" # Ity dia antso ho an'ny faharetana maharitr'ireo izay masina "Ireo izay masina dia tsy maintsy miharitra am-paharetana ary mila manam-pinoana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:9.