plt_tn/rev/14/11.md

649 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ilay anjely fahatelo dia manohy miteny.

Ny setroka avy amin'ny fijalian'izy ireo

Ny teny hoe: "ny fijalian'izy ireo" dia maneho ny afo izay mampijaly azy ireo. DH: "Ny setroka avy amin'ny afo izay mampijaly azy ireo"

tsy manam-pitsaharana ... izy ireo

"tsy nanana fitoniana izy ireo" na "tsy nijanona ny fijaliana"

andro sy alina

Ampiasaina mba hanehoana ny iray andro manontolo. DH: "isan'andro isan'andro"

Ity dia antso ho an'ny faharetana maharitr'ireo izay masina

"Ireo izay masina dia tsy maintsy miharitra am-paharetana ary mila manam-pinoana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 13:9.