plt_tn/rev/14/01.md

24 lines
810 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manomboka mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany. Misy mpino 144,000 mitsangana manoloana ny Zanak'ondry.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona.
# Zanak'ondry
Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao azy tao amin'ny 5:6
# 144,000
"efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 7:4
# izay nanana ny anarany sy ny anaran'ny Rainy voasoratra eo amin'ny handrin'izy ireo
Afaka atao hoe: "eo amin'ny handrin'ireo izay nanoratan'ny Zanak'ondry sy ny Rainy ny anaran'izy ireo"
# ny Rainy
Fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.