# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia manomboka mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany. Misy mpino 144,000 mitsangana manoloana ny Zanak'ondry. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona. # Zanak'ondry Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao azy tao amin'ny 5:6 # 144,000 "efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 7:4 # izay nanana ny anarany sy ny anaran'ny Rainy voasoratra eo amin'ny handrin'izy ireo Afaka atao hoe: "eo amin'ny handrin'ireo izay nanoratan'ny Zanak'ondry sy ny Rainy ny anaran'izy ireo" # ny Rainy Fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.