plt_tn/rev/14/01.md

810 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manomboka mamaritra ny tapany manaraka amin'ny fahitany. Misy mpino 144,000 mitsangana manoloana ny Zanak'ondry.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe: "aho" dia maneho an'i Jaona.

Zanak'ondry

Ny " Zanak'ondry" dia ondrilahy kely. Ampiasaina eto izany mba ho marika hanehoana an'i Jesosy. Jereo izay nandikanao azy tao amin'ny 5:6

144,000

"efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 7:4

izay nanana ny anarany sy ny anaran'ny Rainy voasoratra eo amin'ny handrin'izy ireo

Afaka atao hoe: "eo amin'ny handrin'ireo izay nanoratan'ny Zanak'ondry sy ny Rainy ny anaran'izy ireo"

ny Rainy

Fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.