plt_tn/rev/12/05.md

8 lines
269 B
Markdown

# hanapaka ny firenena rehetra miaraka amin'ny tehim-by
Ny fanapahana henjana dia resahina toy ny hoe: manapaka amin'ny tehim-by.
# Ny zanany dia nalaina an-keriny ho any amin'Andriamanitra
Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia handray faingana ny zanany ho any Aminy"