# hanapaka ny firenena rehetra miaraka amin'ny tehim-by Ny fanapahana henjana dia resahina toy ny hoe: manapaka amin'ny tehim-by. # Ny zanany dia nalaina an-keriny ho any amin'Andriamanitra Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia handray faingana ny zanany ho any Aminy"