plt_tn/rev/12/05.md

269 B

hanapaka ny firenena rehetra miaraka amin'ny tehim-by

Ny fanapahana henjana dia resahina toy ny hoe: manapaka amin'ny tehim-by.

Ny zanany dia nalaina an-keriny ho any amin'Andriamanitra

Afaka atao hoe: "Andriamanitra dia handray faingana ny zanany ho any Aminy"