plt_tn/rev/12/01.md

590 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jaona dia manomboka mamaritra an'ilay vehivavy izay miseho ao amin'ny fahitany.

Famantarana lehibe no hita tany an-danitra

Afaka atao hoe: "Nisy famantarana lehibe niseho teny an-danitra" na "Izaho, Jaona, dia nahita famantarana lehibe teny an-danitra"

vehivavy nitafy ny masoandro

Afaka atao hoe: "vehivavy iray izay nitafy masoandro"

satro-boninahitra vita tamin'ny kintana roa ambin'ny folo

Vita tamin'ny rantsan'oliva sy ravin-java-maniry, fa misy kintana roa ambin'ny folo ao anatin'izany.

kintana roa ambin'ny folo

"kintana 12"