plt_tn/rev/12/01.md

20 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manomboka mamaritra an'ilay vehivavy izay miseho ao amin'ny fahitany.
# Famantarana lehibe no hita tany an-danitra
Afaka atao hoe: "Nisy famantarana lehibe niseho teny an-danitra" na "Izaho, Jaona, dia nahita famantarana lehibe teny an-danitra"
# vehivavy nitafy ny masoandro
Afaka atao hoe: "vehivavy iray izay nitafy masoandro"
# satro-boninahitra vita tamin'ny kintana roa ambin'ny folo
Vita tamin'ny rantsan'oliva sy ravin-java-maniry, fa misy kintana roa ambin'ny folo ao anatin'izany.
# kintana roa ambin'ny folo
"kintana 12"