# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manomboka mamaritra an'ilay vehivavy izay miseho ao amin'ny fahitany. # Famantarana lehibe no hita tany an-danitra Afaka atao hoe: "Nisy famantarana lehibe niseho teny an-danitra" na "Izaho, Jaona, dia nahita famantarana lehibe teny an-danitra" # vehivavy nitafy ny masoandro Afaka atao hoe: "vehivavy iray izay nitafy masoandro" # satro-boninahitra vita tamin'ny kintana roa ambin'ny folo Vita tamin'ny rantsan'oliva sy ravin-java-maniry, fa misy kintana roa ambin'ny folo ao anatin'izany. # kintana roa ambin'ny folo "kintana 12"