plt_tn/rev/11/19.md

12 lines
380 B
Markdown

# ary hita ny fiaran'ny fanekeny ao anatin'ny tempoliny
Afaka atao hoe: "Nahita ny fiaran'ny fanekeny tao amin'ny tempoliny aho"
# tsela-pahazavana
Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny tselatra amin'ny fitenim-paritrao rehefa miseho izany.
# kotroka, kotrokorana
Feo mahery ataon'ny kotroka. Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny feon'ny kotroka amin'ny fitenim-paritrao.