plt_tn/rev/11/19.md

380 B

ary hita ny fiaran'ny fanekeny ao anatin'ny tempoliny

Afaka atao hoe: "Nahita ny fiaran'ny fanekeny tao amin'ny tempoliny aho"

tsela-pahazavana

Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny tselatra amin'ny fitenim-paritrao rehefa miseho izany.

kotroka, kotrokorana

Feo mahery ataon'ny kotroka. Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny feon'ny kotroka amin'ny fitenim-paritrao.