# ary hita ny fiaran'ny fanekeny ao anatin'ny tempoliny Afaka atao hoe: "Nahita ny fiaran'ny fanekeny tao amin'ny tempoliny aho" # tsela-pahazavana Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny tselatra amin'ny fitenim-paritrao rehefa miseho izany. # kotroka, kotrokorana Feo mahery ataon'ny kotroka. Ampiasao eto ny teny izay mamaritra ny feon'ny kotroka amin'ny fitenim-paritrao.