plt_tn/rev/11/16.md

695 B

loholona efatra amby roapolo

"loholona 24."

nampiankohoka ny tenan'izy ireo

Niankohoka tamin'ny tany izy ireo. Jereo izay nataonao tao amin'ny 4:9.

Andriamanitra Tsitoha, ilay ankehitriny sy taloha

Ireo teny ireo dia afaka atao fehezanteny. DH: "Ianao, ry Tompo Andriamanitra, no mpanapaka ny rehetra. Ianao no ilay ankehitriny, ary Ianao no taloha"

ilay ankehitriny

"ilay iray izay misy" na "ilay iray izay velona"

taloha

"izay efa nisy" na "ilay iray izay velona efa hatramin'izay"

naka ny herinao lehibe ianao

Izay nataon'Andriamanitra tamin'ny heriny lehibe dia afaka atao mazava tsara. DH: "Tamin'ny herinao no nandresenao ny olon-drehetra izay nifanandrina taminao"