# loholona efatra amby roapolo "loholona 24." # nampiankohoka ny tenan'izy ireo Niankohoka tamin'ny tany izy ireo. Jereo izay nataonao tao amin'ny 4:9. # Andriamanitra Tsitoha, ilay ankehitriny sy taloha Ireo teny ireo dia afaka atao fehezanteny. DH: "Ianao, ry Tompo Andriamanitra, no mpanapaka ny rehetra. Ianao no ilay ankehitriny, ary Ianao no taloha" # ilay ankehitriny "ilay iray izay misy" na "ilay iray izay velona" # taloha "izay efa nisy" na "ilay iray izay velona efa hatramin'izay" # naka ny herinao lehibe ianao Izay nataon'Andriamanitra tamin'ny heriny lehibe dia afaka atao mazava tsara. DH: "Tamin'ny herinao no nandresenao ny olon-drehetra izay nifanandrina taminao"