plt_tn/rev/11/16.md

24 lines
695 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# loholona efatra amby roapolo
"loholona 24."
# nampiankohoka ny tenan'izy ireo
Niankohoka tamin'ny tany izy ireo. Jereo izay nataonao tao amin'ny 4:9.
# Andriamanitra Tsitoha, ilay ankehitriny sy taloha
Ireo teny ireo dia afaka atao fehezanteny. DH: "Ianao, ry Tompo Andriamanitra, no mpanapaka ny rehetra. Ianao no ilay ankehitriny, ary Ianao no taloha"
# ilay ankehitriny
"ilay iray izay misy" na "ilay iray izay velona"
# taloha
"izay efa nisy" na "ilay iray izay velona efa hatramin'izay"
# naka ny herinao lehibe ianao
Izay nataon'Andriamanitra tamin'ny heriny lehibe dia afaka atao mazava tsara. DH: "Tamin'ny herinao no nandresenao ny olon-drehetra izay nifanandrina taminao"