plt_tn/rev/11/01.md

639 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny tehina fandrefesana sy ireo vavolombelona roa izay nankasitrahan'Andriamanitra. Eo anelanelan'ny fitsofana ny trompetra fahenina sy fahafito ihany koa izany no mitranga.

Nomena volotara aho

Afaka atao ihany koa hoe: "Nisy olona iray nanome volotara ahy"

Nomena volotara aho. Nolazaina tamiko hoe:

Ireo teny hoe: "aho" sy "tamiko" dia maneho an'i Jaona.

ary ireo izay mivavaka ao

"ary isao ireo izay mivavaka ao amin'ny tempoly"

Hanitsaka

manambany zavatra amin'ny alalan'ny fanitsahana izany

roa amby efapolo volana

"42 volana"