plt_tn/rev/11/01.md

24 lines
639 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny tehina fandrefesana sy ireo vavolombelona roa izay nankasitrahan'Andriamanitra. Eo anelanelan'ny fitsofana ny trompetra fahenina sy fahafito ihany koa izany no mitranga.
# Nomena volotara aho
Afaka atao ihany koa hoe: "Nisy olona iray nanome volotara ahy"
# Nomena volotara aho. Nolazaina tamiko hoe:
Ireo teny hoe: "aho" sy "tamiko" dia maneho an'i Jaona.
# ary ireo izay mivavaka ao
"ary isao ireo izay mivavaka ao amin'ny tempoly"
# Hanitsaka
manambany zavatra amin'ny alalan'ny fanitsahana izany
# roa amby efapolo volana
"42 volana"