# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny tehina fandrefesana sy ireo vavolombelona roa izay nankasitrahan'Andriamanitra. Eo anelanelan'ny fitsofana ny trompetra fahenina sy fahafito ihany koa izany no mitranga. # Nomena volotara aho Afaka atao ihany koa hoe: "Nisy olona iray nanome volotara ahy" # Nomena volotara aho. Nolazaina tamiko hoe: Ireo teny hoe: "aho" sy "tamiko" dia maneho an'i Jaona. # ary ireo izay mivavaka ao "ary isao ireo izay mivavaka ao amin'ny tempoly" # Hanitsaka manambany zavatra amin'ny alalan'ny fanitsahana izany # roa amby efapolo volana "42 volana"