plt_tn/rev/10/05.md

570 B

nanandratra ny tanany havanana tany an-danitra

Nanao izany izy mba hampisehoana fa nianiana tamin'Andriamanitra Izy.

Izy nianiana tamin'ilay iray izay velona mandrakizay doria

"ary nangataka an'ilay iray izay velona mandrakizay doria mba hanamafy izany"

ilay iray izay velona mandrakizay doria

Eto "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra.

Tsy hisy fiandrasana intsony

"Andriamanitra tsy hampiandry."

ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra

Afaka atao hoe: "Andriamanitra hanatanteraka ny misteriny" na "hanatanteraka ny drafitra miafiny Andriamanitra"