# nanandratra ny tanany havanana tany an-danitra Nanao izany izy mba hampisehoana fa nianiana tamin'Andriamanitra Izy. # Izy nianiana tamin'ilay iray izay velona mandrakizay doria "ary nangataka an'ilay iray izay velona mandrakizay doria mba hanamafy izany" # ilay iray izay velona mandrakizay doria Eto "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. # Tsy hisy fiandrasana intsony "Andriamanitra tsy hampiandry." # ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra Afaka atao hoe: "Andriamanitra hanatanteraka ny misteriny" na "hanatanteraka ny drafitra miafiny Andriamanitra"