plt_tn/rev/10/05.md

20 lines
570 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nanandratra ny tanany havanana tany an-danitra
Nanao izany izy mba hampisehoana fa nianiana tamin'Andriamanitra Izy.
# Izy nianiana tamin'ilay iray izay velona mandrakizay doria
"ary nangataka an'ilay iray izay velona mandrakizay doria mba hanamafy izany"
# ilay iray izay velona mandrakizay doria
Eto "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra.
# Tsy hisy fiandrasana intsony
"Andriamanitra tsy hampiandry."
# ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra
Afaka atao hoe: "Andriamanitra hanatanteraka ny misteriny" na "hanatanteraka ny drafitra miafiny Andriamanitra"