plt_tn/rev/10/03.md

521 B

Avy eo izy dia nihiaka

"Avy eo dia nihiaka ilay anjely"

nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito

Ny kotroka dia faritana toy ny hoe misy olona iray izay miteny. DH: "mafy dia mafy ny feon'ny kotroka" na "naneno mafy dia mafy im-pito ny kotroka"

kotroka fito

Ny kotroka izay naneno im-pito dia resahina toy ny hoe nisy "kotroka" samihafa.

fa nandre feo avy any an-danitra aho

Ny teny hoe: "feo" dia manondro an'ilay mpiteny. Tsy ilay anjely io. DH: "fa nandre olona iray niteny avy any an-danitra aho"