plt_tn/rev/10/03.md

16 lines
521 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Avy eo izy dia nihiaka
"Avy eo dia nihiaka ilay anjely"
# nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito
Ny kotroka dia faritana toy ny hoe misy olona iray izay miteny. DH: "mafy dia mafy ny feon'ny kotroka" na "naneno mafy dia mafy im-pito ny kotroka"
# kotroka fito
Ny kotroka izay naneno im-pito dia resahina toy ny hoe nisy "kotroka" samihafa.
# fa nandre feo avy any an-danitra aho
Ny teny hoe: "feo" dia manondro an'ilay mpiteny. Tsy ilay anjely io. DH: "fa nandre olona iray niteny avy any an-danitra aho"