# Avy eo izy dia nihiaka "Avy eo dia nihiaka ilay anjely" # nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito Ny kotroka dia faritana toy ny hoe misy olona iray izay miteny. DH: "mafy dia mafy ny feon'ny kotroka" na "naneno mafy dia mafy im-pito ny kotroka" # kotroka fito Ny kotroka izay naneno im-pito dia resahina toy ny hoe nisy "kotroka" samihafa. # fa nandre feo avy any an-danitra aho Ny teny hoe: "feo" dia manondro an'ilay mpiteny. Tsy ilay anjely io. DH: "fa nandre olona iray niteny avy any an-danitra aho"