plt_tn/rev/09/18.md

12 lines
405 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manohy mamaritra ireo soavaly sy ireo areti-mandringana nentina teo amin'ny olombelona.
# ny ampahatelon'ireo olona
"ampahatelo"
# Fa ny herin'ireo soavaly dia avy tao amin'ny vavan'izy ireo sy tamin'ny rambon'izy ireo
Afaka atao hoe: "Fa ny vava sy ny rambon'ireo soavaly no mahery" na "Fa ny vava sy ny rambon'ireo soavaly no afaka mandratra ny olona"