plt_tn/rev/09/18.md

405 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Jaona dia manohy mamaritra ireo soavaly sy ireo areti-mandringana nentina teo amin'ny olombelona.

ny ampahatelon'ireo olona

"ampahatelo"

Fa ny herin'ireo soavaly dia avy tao amin'ny vavan'izy ireo sy tamin'ny rambon'izy ireo

Afaka atao hoe: "Fa ny vava sy ny rambon'ireo soavaly no mahery" na "Fa ny vava sy ny rambon'ireo soavaly no afaka mandratra ny olona"