# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Jaona dia manohy mamaritra ireo soavaly sy ireo areti-mandringana nentina teo amin'ny olombelona. # ny ampahatelon'ireo olona "ampahatelo" # Fa ny herin'ireo soavaly dia avy tao amin'ny vavan'izy ireo sy tamin'ny rambon'izy ireo Afaka atao hoe: "Fa ny vava sy ny rambon'ireo soavaly no mahery" na "Fa ny vava sy ny rambon'ireo soavaly no afaka mandratra ny olona"