plt_tn/rev/09/16.md

20 lines
556 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Tampoka teo, dia miaramila 200.000.000 nitaingin-tsoavaly niseho tao amin'ny fahitan'i Jaona. Jaona dia tsy niresaka momba ireo anjely efatra izay voatonona ao amin'ny andininy teo aloha.
# 200.000.000
"roanjato tapitrisa"
# mirehitra mena
"mirehitra mena tahaka ny afo" na "namiratra mena"
# solifara mavo
"mavo tahaka ny solifara" na "mamiratra mavo tahaka ny solifara"
# ny nivoaka avy tao am-bavan'izy ireo dia afo, setroka, ary solifara
"afo, setroka, ary solifara no nivoaka avy tao am-bavan'izy ireo"