# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Tampoka teo, dia miaramila 200.000.000 nitaingin-tsoavaly niseho tao amin'ny fahitan'i Jaona. Jaona dia tsy niresaka momba ireo anjely efatra izay voatonona ao amin'ny andininy teo aloha. # 200.000.000 "roanjato tapitrisa" # mirehitra mena "mirehitra mena tahaka ny afo" na "namiratra mena" # solifara mavo "mavo tahaka ny solifara" na "mamiratra mavo tahaka ny solifara" # ny nivoaka avy tao am-bavan'izy ireo dia afo, setroka, ary solifara "afo, setroka, ary solifara no nivoaka avy tao am-bavan'izy ireo"