plt_tn/rev/09/16.md

556 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Tampoka teo, dia miaramila 200.000.000 nitaingin-tsoavaly niseho tao amin'ny fahitan'i Jaona. Jaona dia tsy niresaka momba ireo anjely efatra izay voatonona ao amin'ny andininy teo aloha.

200.000.000

"roanjato tapitrisa"

mirehitra mena

"mirehitra mena tahaka ny afo" na "namiratra mena"

solifara mavo

"mavo tahaka ny solifara" na "mamiratra mavo tahaka ny solifara"

ny nivoaka avy tao am-bavan'izy ireo dia afo, setroka, ary solifara

"afo, setroka, ary solifara no nivoaka avy tao am-bavan'izy ireo"