plt_tn/rev/09/13.md

1000 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ilay anjely fahenina amin'ireo anjely fito dia manomboka mampaneno ny trompetrany.

naheno ny feo nivoaka

Ny feo dia manondro an'ilay iray izay miteny. Jaona dia tsy miteny hoe iza ilay miteny, fa mety hoe Andriamanitra izany. DH: "Nandre olona iray niteny aho"

tandroky ny alitara volamena

Tandrok'ondry isaky ny zoro efatra amin'ny tampon'ny altara ireo.

Niteny ilay feo nanao hoe:

Ilay feo dia maneho an'ilay miresaka. DH: "Ilay mpiteny nanao hoe"

Ireo anjely efatra izay efa nomanina ... tamin'izany taona izany, dia navotsotra

Afaka atao hoe: "Ilay anjely dia namotsitra ireo anjely efatra izay nomanina ... tamin'izany taona izany"

Ireo anjely efatra izay efa nomanina

Afaka atao hoe: "Ireo anjely efatra izay nomanin'Andriamanitra"

tamin'izany ora izany, izany andro izany, izany volana izany, ary izany taona izany

Ireo teny ireo dia ampiasaina mba hampisehoana fa misy fotoana voafaritra eto. DH: "amin'izany fotoana marina izany"