# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ilay anjely fahenina amin'ireo anjely fito dia manomboka mampaneno ny trompetrany. # naheno ny feo nivoaka Ny feo dia manondro an'ilay iray izay miteny. Jaona dia tsy miteny hoe iza ilay miteny, fa mety hoe Andriamanitra izany. DH: "Nandre olona iray niteny aho" # tandroky ny alitara volamena Tandrok'ondry isaky ny zoro efatra amin'ny tampon'ny altara ireo. # Niteny ilay feo nanao hoe: Ilay feo dia maneho an'ilay miresaka. DH: "Ilay mpiteny nanao hoe" # Ireo anjely efatra izay efa nomanina ... tamin'izany taona izany, dia navotsotra Afaka atao hoe: "Ilay anjely dia namotsitra ireo anjely efatra izay nomanina ... tamin'izany taona izany" # Ireo anjely efatra izay efa nomanina Afaka atao hoe: "Ireo anjely efatra izay nomanin'Andriamanitra" # tamin'izany ora izany, izany andro izany, izany volana izany, ary izany taona izany Ireo teny ireo dia ampiasaina mba hampisehoana fa misy fotoana voafaritra eto. DH: "amin'izany fotoana marina izany"